|
|
|
|

Teny iditra1 kilalao
Fototeny  2lalao
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako.
5Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny.
6Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7a toy, a plaything; play; theatricals. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8jouet; jeux, divertissements. [1.8]
Tsipelina hafa  9kilaolao
Tovy hevitra  10tsilalao
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io
Sary 

Fivaditsoratra  13 alikola, 14 kilalao, 15 lakaoly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02