|
|
|
|

Teny iditra1 tamaboha
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tenam-pitaratra.
4Tavoahangy kely.
5Kilalaon' ankizy natao tamin' ny tenam-pitaratra. [1.1]
Voambolana  6 Kilalao
Kamban-teny rehetra  7tsora-tamaboha

Fivaditsoratra  8 hambaota, 9 tamaboha

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08