|
|
|
|

Teny iditra1 baolina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Hoditra na fingotra boribory nosesehana rivotra ao anatiny ka ilalaovana ifampitorahana na dakana: Milalao baolina, mandaka baolina.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a ball; a game played with a ball, esp.
5football.. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6balle, ballon; football .. [1.8]
Voambolana  7 Kilalao
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 9 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08