|
|
|
|

Teny iditra1 diamanga
Singan-teny  2dia, 3manga
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5daka. [Tanala] [1.78]
6Kilalao ifamelezana amin' ny tongotra araka ny fomba manara-dalàna ary ilana tanjaka sy hakingana: Mamely diamanga.
7Ny diamanga izay atao koa hoe daka dia kilalaon' ny zanak' Imerina indrindra, izay nifanaovana am-bakitany taloha fa vao taty aoriandriana no lasa kilalao nifanaovan' ny tsirairay; maro karazana ny diamanga, fa dimy no malaza indrindra: ny antsatoka, ny kapatokana, ny ambadika, ny kopala, ary ny antongomby. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8a game of kicking backwards.
9See daka and tsipaka. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10coup de pied.. [Tankarana] [1.19]
Ohatra  11 Daka diamanga ireo mampijaly azy/ [2.720]
12 Ndeha haingana sao mahazo diamanga eo. [2.470]
13 Nitsangana izy, ary avy hatrany dia velona ny totohondry sy ny diamanga. [2.472]
Voambolana  14 Kilalao
Mpanahaka  15 ambadika, 16 antongomby, 17 antsatoka, 18 kapatokana, 19 kopala
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 diamanga, 22 mangadia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02