Teny iditra | kiombiomby (omby) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Lalao fanaon' ny ankizilahy, izay ahitana ny iray amin' izy ireo mody atao omby mandrifatra ka manenjika ny sasany [1.1] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Kilalao | ||||
Tovy hevitra | tsiombiomby | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/03/12 |