|
|
|
|

Teny iditra1 tsipilavaka
Singan-teny  2tsipy, 3lavaka
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka. [1.1]
Ohatra  6 Tapitra tafavoaka izahay ary efa niomana ny hanao kanety, na raboka, na tapimaso, na tsipilavaka. [2.332#]
Voambolana  7 Kilalao
Tovy hevitra  8antsipilavaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12