|
|
|
|

Teny iditra1 tsontsori-mamba
Singan-teny  2tsontsorika, 3mamba
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fianjerana ao anaty rano, ka ny loha no alefa aloha: kilalaon' ankizilahy: atao mifampidipiditra ao anelakela-pen' ny namana avy ny lohan' ny tsirairay dia mitsimbadimbadika amin' izay izy. [1.1]
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02