|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1 katra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3dinika. [Bara] [1.78]

Teny iditra (2/6)4 katra
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Korintsana vita amin' ny kapoaka na hoditra avy amin' ny tongotr' omby ka nasiana vato kely na voan-javatra madinika; fampiasa eo amin' ny dihy ny katra miaraka amin' ny zavamaneno hafa; ahontsankontsana koa izy atao fanairana ny fody na famporisihana ny omby rehefa manosy tanimbary. [1.1]
Voambolana  7 Feon-kira: zavamaneno

Teny iditra (3/6)8 katra
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10Karazan-daolao fanaon' ny vehivavy sy ny ankizy: misy lavaka boribory maromaro laha-droa mifanitsy, ka vato roa isan-davaka no atao aminy; afindra zaraina amin' ny lavaka tsirairay ireo ka misy fotoana ahazoan' ny mpilalao ny vaton' ny an-kilany mifanitsy amin' ny azy; izay mahatapitra ny vaton' ny anankiray aloha araka izany no mandresy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11the name of a native game which is played by putting stones in holes arranged something like a chess-board. [1.2]
12a Malagasy game played by putting seeds into a series of 12 holes. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13jeu qui consiste à mettre des grains dans une série de 12 trous. [1.8]
14(de l'arabe khatt : figures dessinées sur le sol).
15jeu malgache très populaire qui consiste à dessiner une grille sur le sol et à y déplacer, suivant des règles fort compliquées, de petits cailloux ou des graines. [1.196]
Voambolana  16 Kilalao
Kamban-teny rehetra  17voanjo katra

Teny iditra (4/6)18 katra
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny frantsay  20noix de coco (récipient pour puiser l'eau).
21(babàky).. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (5/6)22 katra
Sokajin-teny  23 anarana
Fanazavàna teny frantsay  24Caesalpinia bonducella (L.) Fleming (Fabaceae) fournit les graines utilisées pour ce jeu.
25On les emploie aussi en médecine populaire.
26La décoction des graines écrasées elles sont très dures est administrée comme odi-kibo en cas de douleurs intestinales.. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  27 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Kamban-teny rehetra  28Bekatra
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (6/6)29 katra
Sokajin-teny  30 anarana
Fanazavàna teny frantsay  31(de hatra : action d'atteindre).
32Capparis spinosa var.
33pyracantha
(Bojer) Bojer (Capparaceae).
34Les boutons floraux ou câpres sont utilisés comme condiment.
35On s'efforce de les atteindre sans trop se piquer les doigts.. [1.196]
Voambolana  36 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  37 katra, 38 traka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08