|
|
|
|

Teny iditra1 saribakoly
Singan-teny  2sary, 3bakoly
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5saripapety. [Taifasy] [1.78]
6Sariolona izay matetika vita amin' ny bakoly, ka ataon' ny ankizivavy kely kilalao kizanajanaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7a doll. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8poupée. [1.8]
Ohatra  9 Tereny izy hanao saron-tava, ho lasa saribakoly, ampitondrainy anarana hosoka, aseho ho toy ny tsy afaka miara-monina amin' ny hafa, tena tsy avotra intsony. [1.369#]
10 Tsy Ratovo ihany anefa no voa fa any an-takona any dia misy fo mijaly, eritreritra marary, ary fanahy fadiranovana, mahita maso ity zazavavy toy ny saribakoly eo anoloan' ny trano bongo. [2.895#]
Voambolana  11 Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12