|
|
|
|

Teny iditra1 fanalampiery
Singan-teny  2fanala, 3fiery
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazan-daolao misy ankizy miery izay karohin' ny sasany ka izay hita dia mitady kosa indray; raha mitady ka tsy mahita dia manao hoe: afa-po, ary dia miseho amin' izay kosa ilay niery. [1.1]
Voambolana  6 Kilalao
Tovy hevitra  7alam-piery, fangalam-piery

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12