|
|
|
|

Teny iditra1 fiery
Fototeny  2ery
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4manière de se cacher. [1.3#129]
Ohatra  5 Ka nony tonga ireo Vazaha hisava, dia namantan-tany foana tahaka ny havandra ririnina, fa efa nadio ny rano nitany, ary efa tsy hita izay nanjavonany, fa efa nifitsaka sy efa tsara fiery any amin'izay toerana nametrahana azy izy? [2.588#]
Kamban-teny rehetra  6Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  7 fiery, 8 firie

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08