|
|
|
|

Teny iditra1 antongomby
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazana diamanga sahala amin' ny antsatoka, fa izy kosa tsy mba ny ombalahintongotra no mamely fa ny faladia. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4[omby, an ox.] The act of jumping against an antagonist in the play of diamanga, so as to strike him with the feet.. [1.2]
Voambolana  5 Kilalao
Mpanahaka  6 diamanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02