|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 manan-jara |
| Singan-teny | 2manana, 3zara |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5manana tombon-tsoa manokana tsy ananan' ny hafa, mahazo soa, sambatra, ambinina, tsara vintana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6happy, lucky, fortunate.
[1.2] 7fortunate. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qui a du bonheur.
[1.3#868] 9qui a de la chance. [1.3#868, 1.8] |
| Ohatra |
10 mananjara izay nahazo fitaizana toy izany.
[2.356#]
11 amin' ny mahery dia mananjara ratsy ho safotra, ho tototra. [2.285#] |
| Teny iditra (2/6) | 12 mananjara |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14karazam-bakana.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15Mananjara, « qui porte chance », est une très jolie perle ronde régulière à émail brillant.
16L'une, à fond noir, est décorée d'une bande en spirale enroulée tout autour, blanche et bleue ; l'autre, à fond bleu pâle, est décorée d'une spirale bleu outremer. 17La couleur bleue et le décor à spirale désignent la mananjara qui, d'après la croyance actuelle, fait réussir dans les entreprises et ramène la chance perdue. 18Ni Renel ni Pagès ne l'ont citée. 19Mais au mot mananjara, le dictionnaire donne « plante médicinale ». 20Une fois de plus, la perle et le végétal sont confondus sous une même appellation.. [2.570#77] |
| Renianarana |
|
| Teny nalaina | 133 Soratra misy io teny io |
| Teny iditra (3/6) | 134 mananjara |
| Sokajin-teny | 135 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
136la pièce double qui se trouve aux épaules des habits coupés en forme de blouse ou de chemise.
[1.3] |
| Voambolana | 137 Toe-karena: zaitra |
| Teny iditra (4/6) | 138 mananjara |
| Sokajin-teny | 139 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
140(de manana : avoir, posséder, et zara : le sort imparti à quelqu'un, le destin).
141Dombeya ambongensis Arènes (Malvaceae) réf. 142Réserves Naturelles 5408. 143Arbre employé par le mpisikidy, spécialiste de la divination par les graines. 144Sur cette pratique du Sikidy voir la nouvelle traduction française des Tantara, 1974, Tome 1er, p. 145165-170.. [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 146 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (5/6) | 147 mananjara |
| Sokajin-teny | 148 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
149Karazan-javamaniry fanao fanafody.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
150plante médicinale.
[1.3] 151Arbre indéterminé. 152On tirait de ses graines une huile réputée sacrée. 153C'était avec cette huile, consacrée au cours d'une cérémonie spéciale que chaque mpitahiry, gardien d'une idole royale ou sampy, oignait celle-ci au moment où l'armée allait partir pour la guerre. 154Les sampy marchaient toujours en tête de l'armée. 155C'étaient les symboles de la puissance du royaume. 156Sur les sampy, consulter le Tantaran'ny Andriana, traduction française (1974), Tome 1er, p. 157330-422. 158Le bois dur de cet arbre servait à faire des cannes. 159Les feuilles étaient réputées vulnéraires (Grandidier). 160On en faisait aussi une infusion censée guérir les points de côté. 161Malzac signale sous le même nom une « plante médicinale ».. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 162 Haizavamaniry 163 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Teny iditra (6/6) | 164 Mananjara |
| Singan-teny | 165manana |
| Sokajin-teny | 166 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
167 Tamin' ny 1823, nanafika an' i mananjara Radama;
[1.437#]
168 Ary ny Vorimo dia hatreo Mangoro ka hatrany mananjara. [1.436#] |
| Voambolana | 169 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 170 manan-jara, Mananjara, mananjara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|