Teny iditra | bemiorika (be, orika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bakana lehibe maro soratra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Nom d’une grande perle de diverses couleurs [1.3] | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny vakana malagasy | |
Fivaditsoratra | bemiorika, miboerika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |