|
|
|
|

Teny iditra1 vakana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan-javatra boribory kely mahafinaritra, izay tohizina hatao haingo ka iambozonana na ahodidina ny lanton-tanana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a bead. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5perles; grains de collier, de bracelet. [1.3]
6perle, grain de collier, etc. [1.8]
7(toute l'île).
8Perles, grains de colliers ou de chapelets.
9Par extension, les graines rouges, rouges et noires, ou blanches, etc.
10employées à faire des colliers à bon marché.
11Pour les distinguer des perles importées, on les appelle vaka-maivana (de maivana : léger à bon marché).
12Ce sont souvent celles de Coix lacryma-jobi, Voir vakamaniry, d' Abrus precatorius L.
13Voir masonamboatora ; d' Adenanthera pavonina, etc.. [1.196]
Ohatra  14 dia misampy amy ny Mpanjaka ny vakana mitoetra amy ny [2.48]
15 Ny hazo, ny taolana, ny voamboana, ny andramena, ny tandrok’omby, ny akorandriaka, ny voanio… dia samy akora azo anamboarana vakana avokoa. [4.49]
16 Ireny no vohasana amin' ny akorany isan-kariva, tohizina amin' ny tsiraka tangon-drofia, dia iny sahala amin' ny vakana henjana iny no ampirehetina atao jiro. [2.472]
17 Izao no karazam-bakana nentiny: ny voahangy, ny sarihangy, ny kelisahilonaka, ny tsiambohitra, ny sangotsy, ny jijikely, ny maizinkotro, ny tsilaiby, ny vodilanitra, ny atodiosy, ny moraporitra, ny poabarahina, ny voavola, ny mahajizy, ny voahanginandriana, ny voahangindrano. [2.436]
Haiendriteny 
18 Tsotra :
19 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  29 Zavakanto
Zanakanarana 
Kamban-teny rehetra  142Fikambanana 19 amin' io teny io
Ohabolana  143 Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  144 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  145 anvaka, 146 vakana, 147 vanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02