Teny iditra |
hira
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Lalao, kilalao, hehy [1.78]
|
| Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana) Hirahira: Hira andaniana andro.
(Misy hevitra ifandraisany: feon-kira,
tonon-kira,
feo voalohany,
saikiny,
fasiny,
tonera,
torebiny,
beso)
|
Fanazavàna teny anglisy | A song; music; play [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Chant [1.3, 1.8]
|
| Airs, musique vocale Action de s'amuser avec des objets [1.3]
|
| Musique; jeux [1.8]
|
Ohatra |
1 | Hira inona no nohiraintsika?
[2.270]
|
2 | Voatery naverina intelo ilay hira.
[2.356]
|
3 | Nony vita ny hira, gaga aho mbola velona ihany.
[2.4]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
hira,
hirako,
hiranao,
hirany,
hirantsika,
hiranay,
hiranareo,
hiran',
hiran-,
hiram- |
Tovonana : |
-kira,
-kirako,
-kiranao,
-kirany,
-kirantsika,
-kiranay,
-kiranareo,
-kiran',
-kiran-,
-kiram- |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
hira
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Anaran-gidro [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | Ring-tailed lemur (Lemur catta) [2.233]
|
Fanazavàna teny frantsay | Maki, maki mococo, maque (Lemur catta) [2.233]
|
Anarana siantifika | Lemur catta |
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Sary |
|
|
Teny iditra |
Hira
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny malagasy | Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara [1.38]
|
Fanazavàna teny anglisy | Hirah [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Hira [2.996]
|
Voambolana |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|
Teny iditra |
Hirà
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Zanak' i Aksesa
[2.996]
|
| Ira [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ira [2.996]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|