|
|
|
|

Teny iditra1 ampongy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny anglisy  3Eastern avahi (Avahi laniger).
4Western avahi, Western woolly lemur (Avahi occidentalis). [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  5sorte de lémurien.. [Tankarana] [1.19]
6Avahi laineux oriental (Avahi laniger).
7Avahi occidental (Avahi occidentalis). [2.233]
Voambolana  8 Haibiby: mampinono
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  86 Ny Gidro

Fivaditsoratra  87 ampongy, 88 angim-po, 89 mapingo, 90 mpigona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12