|
|
|
|

Teny iditra1 mitari-kira
Singan-teny  2mitarika, 3hira
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5entina milaza ny olona mitarika na mandray voalohany ny hira eo am-piandohana. [1.1]

Fivaditsoratra  6 miraikitra, 7 mitari-kira

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12