|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 bandro
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Jiolahy, mpangalatra sy mpandroba. [1.1]
Ohatra  4 Nanambady zazavavy iray hanao izay sitrako sy heveriko ho tsara aho, fa tsy hanao ny sitrapon-dray aman-dreniny, ka hitafa amin' ny bandro sy ny vehivavy janga! [2.5#]
Mpanahaka  5 androvo, 6 jirika

Teny iditra (2/2)7 bandro
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9gidro. [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  10Lake Alaotra bamboo lemur, alaotran gentle lemur (Hapalemur griseus alaotrensis). [2.233]
11hapalémur du lac Alaotra (Hapalemur griseus alaotrensis). [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  12espèce de lémurien minuscule.. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  13 Haibiby: mampinono
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  91bandrolahy
Tsanganana sy sary iray takila  92 Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08