|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 maky
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Anarana iombonana ilazana ny gidro, aiay, varika. [1.1]
4karazana varika. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5the ring-tailed grey lemur. [1.7]
6ring-tailed lemur (Lemur catta). [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  7lémurien gris (Lemur catta). [1.8]
8maki, maki mococo, maque. [2.233]
9de la famille des lémuriens. [1.13]
Ohatra  10 Manana fomba fihazany maky sy sifaka izy. [2.508#]
Voambolana  11 Haibiby: mampinono
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  89 Ny Gidro
Sary 

Teny iditra (2/2)90 Maky
Sokajin-teny  91 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  92Machi. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  93Maki. [2.996]
Voambolana  94 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  95Toko sy andininy momba Maky

Fivaditsoratra  96 kima, 97 Makì, 98 maky, Maky, 99 mika, Mika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05