|
|
|
|

Teny iditra1 varika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazana gidro kely, ny rambony misoratra mitapatapaka. [1.1]
4anarana iombonan'ny amboanala isan-karazany. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5a smallish brown lemur. [1.7]
6Common brown lemur (Eulemur fulvus fulvus).
7red-fronted brown lemur, rufous brown lemur (Eulemur fulvus rufus).
8white-fronted brown lemur (Eulemur fulvus albifrons).
9Sanford's brown lemur (Eulemur fulvus sanfordi).
10white-collared brown lemur (Eulemur fulvus albocollaris).
11collared brown lemur (Eulemur fulvus collaris). [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  12petit lémurien, le macoco à queue annelée. [1.54]
13petit lémurien brun. [1.8]
14lémurien. [1.13]
15Lémur brun (Eulemur fulvus fulvus).
16lémur à front roux (Eulemur fulvus rufus).
17lémur à front blanc (Eulemur fulvus albifrons).
18lémur e Sanford (Eulemur fulvus sanfordi).
19maki à fraise, lemur à collier blanc (Eulemur fulvus albocollaris).
20lémur à collier roux (Eulemur fulvus collaris). [2.233]
Ohatra  21 izay mbola nametraka an' i Madagasikara ho loha-laharana eo amin' ny asa fiarovana ireo varika eto amintsika. [1.445#]
Voambolana  22 Haibiby: mampinono
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  100Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  101 Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  102 Ny Gidro

Fivaditsoratra  103 kirava, 104 ravaky, 105 vaki-ra, 106 vaky ra, 107 varika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02