|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 endrina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3karazana varika lehibe.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4indri (Indri indri).
[2.233] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5nom d'une espèce d'indris.
[1.3] 6nom d'une espèce de lémurien, fotsy be volo misy sanga.. [Tankarana] [1.19] 7indri (Indri indri). [2.233] 8nom d'un Lémurien: Indri indri. 9Il est considéré comme un ancêtre mythique par certains clans forestiers. [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 11 Haibiby: mampinono |
| Tovy hevitra | 12amboanala, babakoto |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Kamban-teny rehetra | 90hafotrendrina |
| Tsanganana sy sary iray takila |
91 Ny Gidro |
| Fivaditsoratra | 92 andreny, 93 endrina, 94 indrañe |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|