|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 kotrika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fambomban' ny vorona ny atodiny mba hafana ka hahafoy azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4action de couver ou de faire couver.
5état de celui qui est casanier; attention, petits soins comme ceux de la poule pour ses oeufs. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  21 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Ohabolana  22 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)23 kotrika
Sokajin-teny  24 anarana
Fanazavàna teny frantsay  25terme de jeu de billes. [1.3]
Voambolana  26 Kilalao

Teny iditra (3/3)27 kotrika
Sokajin-teny  28 anarana
Fanazavàna teny anglisy  29weasel sportive lemur, weasel lemur (Lepilemur mustelinus).
30small-toothed sportive lemur, small-toothed weasel lemur (Lepilemur microdon).
31eastern lesser bamboo lemur, gray bamboo lemur, gray gentle lemur (Hapalemur griseus griseus). [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  32Lépilemur (Lepilemur mustelinus).
33Lépilemur aux petites dents (Lepilemur microdon).
34petit hapalémur (Hapalemur griseus griseus). [2.233]
Voambolana  35 Haibiby: mampinono
Mpanahaka  36 bokombolo, 37 fitiliky, 38 hataka, 39 trangalavaka
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  117 Ny Gidro

Fivaditsoratra  118 katroky, 119 kitroka, 120 kotrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02