|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamono hira |
| Singan-teny | 2mamono, 3hira |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5tsy manaraka ny tena hira fa mampidina ambany na mampakatra avo, ary dia simba ny hasoan' ny hira fa tsy aralia ny tena izy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6faire détonner, faire baisser la voix.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|