|
|
|
|

Teny iditra1 Baiboly
Sokajin-teny  2 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3ny teny hoe "Baiboly" dia entina milaza indrindra ny Soratra Masina, izay hita ao amin' ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao.. [1.38#115]
4Anaran' ny boky misy ny Soratra Masina rehetra; mizara roa ny baiboly, dia ny Testamenta taloha sy ny Testamenta vaovao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5the Scriptures, the Bible. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6nom que les Protestants donnent à la Bible. [1.3]
Ohatra  7 Mamaky ny baiboly ny sasany. [2.445]
8 Mba nomena baiboly izy hamaky. [2.356]
9 Momba ny fandrosoan' ny fandikana ny baiboly. [2.528]
10 dia ny mampiely baiboly homena ny olona tahanana baiboly; [2.59]
11 Dia nosoratan' iny Commandant tamin' ny baiboly ny anaran-dRadama. [2.649]
Voambolana  12 Soratra Masina
Tovy hevitra  13biblia
Lahatsoratra  14Randzavola: Baiboly
Fizahan-takelaka 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07