|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hahay
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro. [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  4aye-aye (Daubentonia madagascariensis). [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  5aye-aye (Daubentonia madagascariensis). [2.233]
Voambolana  6 Haibiby: mampinono
Tsipelina hafa  7ahay, aiay
Tovy hevitra  8aingitra
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  86 Ny Gidro

Teny iditra (2/2)87 hahay
Fototeny  88hay
Sokajin-teny  89 ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mahay
Ohatra  90 Toa tokana ihany hatrany no tao an-dohany : ny hahay taratasy! [2.356]
91 Iza no hahay hitantara ny hamaizinan' ny tao an-tokan-tranon' i Bina? [2.499]
92 Aoka ianareo hahay mijery sy mandinika ny zava-dehibe kokoa noho ny volon-doha. [2.528]

Fivaditsoratra  93 ahahy, 94 hahay, 95 hahia

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31