|
|
|
|

Teny iditra1 ihirana
Fototeny  2hira
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#249]
Ohatra  4 na, raha jerena lavitra: andihizana, ihirana, andehanana atsy sy arý [2.270#]
5 Ary raha tapitra ny andro hadimiana hatramin' ilay andro ninomana, ka tsy naninon-tsy naninona dia ampiakarina ifaliana sy ihirana. [2.857#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 ahirina, 11 hariañy, 12 hiraina, 13 ihirana, 14 irahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12