|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 babakoto |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3karazana gidro fohy rambo, iray tarika amin'ny amboanala.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4the largest species of lemur which, when wounded, the natives say gets leaves, chews them, and puts them on the wound.
5It has a short tail with white markings. 6Lichanotus brevicaudatus.. [1.2] 7indri (Indri indri). [2.233] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8lémurien à courte queue (Indris brevicaudatus, Geoffroy Saint-Hillaire).
[1.3] 9nom d'une espèce de lémurien.. [Tankarana] [1.19] 10lémurien à courte queue (Indris brevicauda, Indrisidae). [1.5] |
| Ohatra |
11 Ampianaro koa ny babakoto ao anaty alan' i Madagaskara
[2.649#18]
12 Ragidro sy babakoto izany, hoy Itsima, fa tohizo ny tenin' ise [2.643#73] |
| Voambolana | 13 Haibiby: mampinono |
| Tovy hevitra | 14amboanala, endrina |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny nalaina | 92 Soratra misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
93 Ny Gidro |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 94 babakoto |
| Sokajin-teny | 95 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
96fanaratsiana, enti-milaza olona tsy misy saina, donendrina: mangina ilay babakoto itỳ..
[1.1] |
| Ohatra |
97 Ilay babakoto itỳ! (Espèce de vaurien!)
[1.5]
98 Tsy mipepo amin' izany izahay, ry babakoto a! [1.262] |
| Fivaditsoratra | 99 babakoto, 100 taboboka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|