|
|
|
|

Teny iditra1 hira gasy
Singan-teny  2hira, 3gasy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5entina milaza ny kabary, dihy, hira arahim-pihetsehana, ataon' ny olona maromaro iray tarika eny an-kalamanjana. [1.1]
Ohatra  6 Izay aho vao mba nahita akaiky mpanao hiragasy. [2.332#]
7 Nataony maresaka mihitsy, nanasany ny lafy valo ary niantsoany mpanao hiragasy. [2.332#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12