|
|
|
|

Teny iditra1 torebiny
Fototeny  2torebina
Sokajin-teny  3 anarana torebina sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  4[anglisy treble] Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana ataona feon-dehilahy avo indrindra: "Lohataona...
5Indreny fa manao tonera avo dia avo ny papango, arahin' ny railovy ny torebiny malefaka; ampian' ny goaika fasiny mikantsankantsana; dobohan' ny toloho ny besony mikotrokotroka
(Rabenjamina Androvakely). [1.1]
Voambolana  6 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  7torebina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12