|
|
|
|

Teny iditra1 adaka
Fototeny  2daka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asaina mandaka, ampiasaina handaka: Raha marary ny tongotrao havanana, ny havia adaka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Pied avec lequel on frappe, ce avec quoi on soutient. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 adaka, 11 Akada

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12