|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 miorika
Fototeny  2orika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4miaka-drano, manaraka ny rano miakatra ho any amin'ny lohany (loharano). [Tanala] [1.78]
5Miakatra avy any an' avan-drano mankany an-doharano, izany hoe any amin' ny toerana iavian' ny ranoamin' ny renirano.. [1.1]
6miakatra mankany andoharano. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7to ascend, to go up against the stream.
8[mal.
9Mudik.]. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10Remonter le courant de l'eau, monter. [1.3]
11remonter le courant. [1.13]
Ohatra  12 ny miorika dia i Merina, ary ny mivalana dia i Marao. [2.48]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :
Tohi-kevitra  17mivalana
Mpanahaka  18 miakatraanyira
Kamban-teny rehetra  19Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)21 miorika
Fototeny  22orika
Sokajin-teny  23 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  24vomir. [1.3]
Voambolana  25 Fahasalamana

Teny iditra (3/4)26 miorika
Fototeny  27orika
Sokajin-teny  28 anarana
Fanazavàna teny malagasy  29Ny toerana misolampy miakatra avy any an-dohasaha ho any antenan-kavoana. [1.1]

Teny iditra (4/4)30 miorika
Sokajin-teny  31 anarana
Fanazavàna teny frantsay  32minorant. [1.13]
Voambolana  33 Matematika: alijebra

Fivaditsoratra  34 marioky, 35 miokira, 36 miorika, 37 miraoky, 38 mirokia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02