|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 fierenana
Fototeny  2erina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitadiavana hahazo bebe kokoa noho izay aniara efa azo na nomena ny tena: Fierenam-pitia. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5action de demander davantage. [1.3, 1.5]
Tsipelina hafa  6fieremana
Kamban-teny rehetra  7Fierenana

Teny iditra (2/3)8 fierenana
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10karazam-bakana. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  11La perle fierenana, « action de demander toujours plus », est; comme son nom l'indique, une perle de voeu, offerte aux ancêtres pour demander telle ou telle richesse.
12Les deux exemplaires recueillis sont tous deux en forme de tonnelets à fond noir, décorés de feuillages déployés de part et d'autre d'une ligne médiane, jaunes, roux et blancs.
13Comme la fenomanana, la fierenana sert à accroître la prospérité.
14Passée sous silence par nos auteurs, elle est cependant très connue aujourd'hui, et couramment achetée au zoma, où ses feuillages stylisés la font facilement reconnaître.. [2.570#75]
Renianarana 
Anarana iray reny 
Teny nalaina  127 Soratra misy io teny io

Teny iditra (3/3)128 Fierenana
Sokajin-teny  129 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  130 aty amin' ny faritany fierenana Moramanga io Antananarivo lazaina eto io. [2.245]
Voambolana  131 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  132 fierenana, Fierenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02