|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antsipilavaka |
| Singan-teny | 2antsipy, 3lavaka |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6[lavaka, a hole.] A game of pitching pebbles into a hole at a given distance..
[1.2] |
| Voambolana | 7 Kilalao |
| Tovy hevitra | 8tsipilavaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|