|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tovona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza fanampin-javatra eo ambony na eo anoloana; fanampin-javatra mba hahavo azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4ajoutage, addition. [1.3#737]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  17tovondrongonindrakalagegy

Teny iditra (2/2)18 tovona
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny malagasy  20Kian-teny kely atohy eo aorian' ny fototeny: Ny tovona "man" dia matetika midika hoe manao ~ Asiana tovana "ina" matetika ny fototeny dia tonga matoantenin' ny iharana, toy ny hoe: laza / lazaina. [1.1]
21tsirinteny fanao eo anoloan'ny fototeny. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  22Les préfixes qu'on trouve dans la composition des racines secondaires sont nombreux; s'ils sont terminés par n, ils se combinent avec la racine primaire selon les règles de combination.
23Voici les préfixes qu'on rencontre le plus souvent:
an~ anjara, anjaika, ambadika
bo~ boraraka, borera, bosesika
fi~ filoha, firitsoka, fisoko
fo~ forehitra, foretsika, forofotra
ha~ hadio, harisika, harefo
>ka~ kanosa, kambavy, kanonta
ki~ kirazorazo, kifafa, kilalao
ko~ kodedika, kofehy, koletaka
mo~ mokoko
sa~ sabaka, safelika, sahato
san~ sangodina, sangazona, sampotina
tan~ tangorona, tamberina, tangazona
to~ tohenjy, toletsy, tokalo
tsin~ tsingerina, tsinjara, tsimbadika
vo~ vozezika, vozihitra
za~ zatovo, zalahy
. [1.12]
24préfixe. [1.13]
25affixe. [1.66.fr#14]
Voambolana  26 Haiteny
Mpanahaka  27 fanampy, 28 sanda, 29 tamby, 30 tovana, 31 tovana, 32 tozana, 33 tsirintenysaradroa, 34 tsirinteny, 35 tsofoka
Kamban-teny rehetra  36haren-tovonjaka
Ohabolana  37 Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  38 Ny tsirinteny rehetra

Fivaditsoratra  39 avonto, 40 tovano, 41 tovona, 42 vatono

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02