|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 harisika
Fototeny  2risika
Sokajin-teny  3 endritenin' ny hoe marisika
Fanazavàna teny anglisy  [1.2#xliii]
Ohatra  4 Na vory nofo aza ny sandry, ny kamo ve mba harisika? [2.558]

Teny iditra (2/2)5 harisika
Fototeny  6risika
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Ny toetran' ny olona marisika. [1.1]
Tovy hevitra  9faharisika
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 harisika, 12 hasikary, 13 hasirika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02