|
|
|
|

Teny iditra1 kanosa
Fototeny  2osa
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy ampy herimpo ka saro-tahotra; resy ambony ihany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a coward. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6poltron. [1.8]
Ohatra  7 Tsy nalemy na kanosa izy tsy akory. [1.38]
8 - Hianareo izany, ry dada Rainilaima, dia kanosa tokoa, hoy izy, sady mena sady tezitra fatratra izy, ny adala manao hoe: [2.324]
Sampanteny 
Anarana :
Mpanahaka  10 akoholahyfantaka, 11 kabaosy, 12 kambavy, 13 kaosy, 14 konetaka, 15 koreha, 16 maheryanjoro, 17 maivanaady, 18 mangorera, 19 matahokotroka, 20 mivoantailahy, 21 resy, 22 sarotahotra, 23 taitranaloka
Ohabolana  24 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  25 ankaso, 26 kanosa, 27 Kosana, 28 sakano, 29 sokana, 30 sonaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02