|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 forehitra
Fototeny  2rehitra
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4May tsy misy horaisina.
5Lany harena ka tsy manana na inona na inona intsony: Forehitra Rakoto fa may ny tranony, maty ny ombiny telopolo, nianjera tany an-kady ny fiarakodiany.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6Consumed, burnt.
7Comp.
8dorehitra. [1.2]
Ohatra  9 Ataonay forehitra sy mivadika ho tanimena mihitsy, na antsaha na an-tanàna. [2.587#]
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)11 forehitra
Fototeny  12rehitra
Sokajin-teny  13 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  14in haste, in a hurry.
15Comp.
16dorehitra. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08