|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tovana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza fanampin-javatra ao ambany na eo aoriana; ny atohy na anampy amin' ny zavatra iray mba hahalava na hahafeno azy amin' ny ilana azy: Asio tovana io tady io fa fohy loatra.
[1.1] 4fanampìn-javatra mampitombo ny halavana. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5an addition at the end.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Ajoutage, ce qu’on ajoute en superposant, en allongeant, eu nouant.
[1.3#736] 7rallonge. [1.13] 8rallonge: ce qu'on ajoute à la fin. [1.8] |
| Ohatra |
9 Atolotra hodinihin' ny Vaomieram-pirenena misahana ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny famatsiam-bola ny fanaovana politika, ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny tovana samihafa mifandraika amin' izany.
[4.27#2006/08/25]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 tovana |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13tsirinteny ao aorian'ny fototeny.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14suffixe.
[1.8, 1.13] 15affixe. [1.66.fr#14] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 17 Haiteny |
| Mpanahaka | 18 tovona, 19 tsirintenysaradroa, 20 tsirinteny, 21 tsofoka |
| Tsanganana sy sary iray takila |
22 Ny tsirinteny rehetra |
| Fivaditsoratra | 23 antova, 24 tanavo, 25 tavano, 26 tavona, 27 tovana, 28 vanato, 29 vatano |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|