|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 harefo |
| Fototeny | 2refo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra marefo; halia: Ny harefon' ny bararata.
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 5miefitra anaty toa harefo |
| Teny iditra (2/2) | 6 harefo |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Karazan' ahitra tsoatokana lava sady poaka aty ny tahony, maniry eny amin' ny hotsaka ohatra ny zozoro, ary fanaon' ny olona tsihy, harona, satroka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9a rush used in making mats, baskets, and hats.
10Eleocharis sp., near E. 11sphacelata. 12A less common species in E. 13Baroni, Baker. [1.2] 14a reed from which fine mats and baskets are made. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15roseau dont on fait des nattes et des paniers.
[1.8] 16(comparer à marefo : fragile, cassant) Nom donné à diverses Cyperaceae fournissant des matières premières de sparterie fines mais peu solides. 17Ce sont surtout Eleocharis baronii Baker, Eleocharis limosa (Schrad.) Schult. 18et Eleocharis plantaginea R. 19Br. 20On en fait des chapeaux et des nattes. 21La base de tiges accumule de l'amidon et peut être consommée en cas de disette.. [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Ohatra |
22 Tsihy harefo no akanjony.
[2.499]
23 Maniry eny ivelan'ny heniheny va ny zozoro? mitrebona tsy misy rano va ny harefo? [2.996] |
| Voambolana | 24 Haizavamaniry: ahitra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 26 fohare, 27 harefo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|