|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 zalahy
Fototeny  2lahy
Sokajin-teny  3 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Teny ilazan' ny tovolahy ny tovolahy tahaka azy, ka fomba roa no ampiasany azy: 1) enti-miantso: Andeho hiasa, ry zalahy a! 2) ilazana ny hala, ka ambara amin' izany fa tsy ao anatiny ny tena: Ry zalahy no nanao an' io koah! ~ Lazain-dry zalahy fa .... [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5you (plur.) used between men. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6vous (se dit entre hommes). [1.8]
Ohatra  7 Matavy tsy afahy, zalahy! [2.69]
8 Nosarahin-dry zalahy ny mpiady. [2.472]
Tsanganana sy sary iray takila  9 Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/2)10 zalahy
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12olona fanalolahy. [Tanosy] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12