|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tambỳ |
| Fototeny | 2vy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mpiasa vy, mpanefy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5an iron worker.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6forgeron.
[1.5] |
| Voambolana | 7 Taozava-baventy |
| Teny iditra (2/3) | 8 tamby |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10zavatra omena ny mpampivelona.
[Sihanaka]
[1.78] 11Karama; vola omena noho ny raharaha niangaviana: Aza mihevitra ianao fa ny madinika no be azon' ny tambim-bola, fa ny lehibe sy vaventy indrindra. [1.1] 12valisoa ambonin'ny karama omen'ny mpampiasa. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13prime.
[1.13] |
| Ohatra |
14 Nefa inona izao no mba tamby azoko aminao?
[2.445#54]
15 livatra sy vola no nomena an-dRamahasarika ho tamby. [2.508#262] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 37Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 38 tamby |
| Sokajin-teny | 39 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
40Riz paddy encore en gerbes qu'on donne en salaire aux moissonneurs (Dubois)..
[Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 41 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 42 mbaty, 43 tamby, tambỳ |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|