|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 filoha |
| Fototeny | 2loha |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Olona nofidina na notendrena ho lehibe sy mpitarika fikambanana iray na firenena na antoko: Ny filohan' ny Nosy.
5/ Noraisin' ny filohan' ny fikambanan' ny mpanao gazety izy (Mazàna ny lehiben' ny antokon-draharaha kosa na ny tompon' andraikitra amin' ny sokajin-draharaha iray, dia atao hoe Tale). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6the head, the director.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7chef, directeur.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Anambaran' ny vahoaka ny hetahetam-pony ny filoha.
[2.445#]
9 Nanendry filoha vaovao isam-pianakaviana i Fohiloha. [2.508#] 10 Ny Minisitra misahana ny Fitsarana no filoha lefitra. [1.320#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13Filohan’ ny Repoblika |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 filaho, 16 filoha, 17 fôhaly, 18 folahy, 19 lafiho |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|