|
|
|
|

Teny iditra1 borera
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Malemilemy sy osa; gorera: Zaza borera. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4feeble, weak. [1.2#437]
Fanazavàna teny frantsay  5faible, flasque, mou, nonchalant, traînant, pendant. [1.3#89]
Ohatra  6 koba manafin-tangena, mpamosavy mody borera, fahavalo mody sakaiza. [2.346#5]
7 nanaraka mbamin' izany dihy borera sy vikin' omby voakaravasy izany avy koa aza. [2.4#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  19Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 borera, 22 robare

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02