|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fisoko |
| Fototeny | 2soko |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fidirana tsimoramora: Tsarovy fa lasa ohatra ny fiaokon' ny ron-gisa hilazana zavatra mitsofoka tsimoramora nefa misy asany.
5Fitsofohana manginaina tas' misy mahita: Tsy azo anomezan-tsiny azy ny fisokoany namangy ny havany tany amin' ny hopitaly. 6Fangalaran-javatra mangingina: Tsy hita mihitsy ny fisokoan' ny adala an' ilay bokiko. 7Fanampohana, fisovohana: Ny fisokoan' ny fahavalo. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8Ce qu’on peut faire ou prendre en cachette, manière d’agir en cachette.
[1.3#620] |
| Tovy hevitra | 9fisokoana |
| Teny iditra (2/2) | 10 fisoko |
| Fototeny | 11soko |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13Toerana voavala ho an'ny biby ompiana (akoho, vorona, ondry, kisoa...).
14(Saika mazana voatery miondrika rehefa miditra ao ka izany no nahatonga io anarana io).. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15The south-eastern part of the house partitioned off for a fold, a pen, a sheep-fold, or a goat-fold..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16Petit parc établi dans les maisons à l’angle sud-est, où l’on met les brebis, les cochons, les volailles.
17C’est parce qu’il faut en général se courber pour y entrer qu’on lui donne le nom de Fisoko. [1.3#620] |
| Ohatra |
18 Ny fisoko eo an-jorony atsimo-atsinanana itoeran' ny ondry, ary ny akoho eo amboniny.
[1.437#]
|
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|