|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kifafa
Fototeny  2fafa
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitaovana entina hanilihana na hanesorana ny vovoka sy ny loto amin' ny efitrano na ny tokotany (ny kifafa dia mety ho fototra horona iray mihitsy na bozaka nofehezina ho amboara). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5balai, brosse, tout ce qui sert à balayer. [1.3#328]
Ohatra  6 Fanaovan' ny olona kifafa ny rantsany. [2.643#]
7 ary tahaka an-dRangahibe leon-tsokina, ka vodi-kifafa dia andosirana. [2.587#]
Tsipelina hafa  8kofafa
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11 kifafa
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny frantsay  13Nom de certaines plantes plus spécialement recherchées pour faire des balais.
14Ce sont particulièrement, suivant les dialectes :.
15Henonia scoparia Moq.
16(Amaranthaceae).
17Cet arbuste servait aussi à préparer une teinture verte (Grandidier, Ethnographie).
18Son infusion est administrée aux boeufs, comme odi-tsingala ; on pense que les boeufs peuvent devenir malades parce qu'ils avalaient par inadvertance en s'abreuvant un insecte aquatique, le tsingala.
19En réalité c'est surtout en cas de météorisation qu'on applique ce traitement.. [Merina, Betsileo, Bara]
20Aristida rufescens Steud.
21(Poaceae).. [Sakalava]
22Maerua nuda Scott Elliot (Capparaceae).. [Mahafaly, Tandroy] [1.196]
Voambolana  23 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02