|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kodedika |
| Fototeny | 2dedika |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miteny haingana sy miboredika; olona miteny an-kisesy ka mila tsy ho fantatra ny teniny fa mifangaro..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5who speaks defectively.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6bredouilleur.
[1.3#345', 1.8] 7qui a un défaut de langue et dont la parole est inarticulée et précipitée. [1.3#345] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 13 kadidoke, 14 kodedika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|