|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 firitsoka
Fototeny  2ritsoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban' ny olona miritsoka, mibitsika. [1.1]

Teny iditra (2/3)5 firitsoka
Fototeny  6ritsoka
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Rotsa-kazo, tehina kely malefolefo (fiteny ihany koa ny hoe faritsoka.
9nefa ny firitsoka no fandre matetika). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10[Mod.
11s.
12from miritsoka (ritsoka).] A twig, a rod, a ramrod.
13Same as faritsoka. [1.2]
Kamban-teny rehetra  14firitso-basy

Teny iditra (3/3)15 firitsoka
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny frantsay  17(de ritsoka : faible bruit, chuchotement ; allusion au bruit du vent dans le feuillage léger de cet arbre).
18Sophora tomentosa L.
19(Fabaceae).
20Les boutons floraux sont très riches en flavonosides.. [Tankarana] [1.196]
Voambolana  21 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  22 firitsoka, 23 fisokitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08