|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tsofoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy.
[1.1] 4tsirinteny atsofoka ao anelanelan'ny fototeny ka mampihena na mampitombo ny heviny. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Les principaux infixes qui entrent dans la composition des racines secondaires sont:
6Autres infixes:
7infixe. [1.13] |
| Ohatra |
8 Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko.
[2.643]
|
| Voambolana | 9 Haiteny |
| Tovy hevitra | 10sisika |
| Mpanahaka | 11 tovana, 12 tovona, 13 tsirintenysaradroa, 14 tsirinteny |
| Tsanganana sy sary iray takila |
15 Ny tsirinteny rehetra |
| Teny iditra (2/2) | 16 tsofoka |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18Fidirana ao anatin' ny...; fandrosoana ho ao afovoan' ny....
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19encastrement.
[1.13] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|