|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 bakoly
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan-tanimanga madio sy madini-bolo izay amboarina mba hamiratra sy tsy ho tantera-drano ka anaovana fanaka, toy ny vilia, kaopy, sady tsara tarehy no mihaja. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4crockery, a dish, a cup, a bowl.
5[Swa.
6Bakali; Ar.
7Bouqal.]. [1.2]
8a crockery, china. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9faïence. [1.3]
10bol, assiette.. [Tankarana] [1.19]
11faïence, porcelaine. [1.8]
Mpanahaka  12 bakolykitsoloha
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)14 bakoly
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny malagasy  16Karazan-kazo salasalany (5 na 6 metatra); ny raviny lehibebe mitarehi-na fo, ny voany ohatra ny haben' ny totohondry, ka misy voa 3 na 5 ao anatiny, izay akana diloilo anaovana savony na labozia.
17Anaran-kafa ilazana ny bakoly: savokara, savoga na mofotra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18(du français : « bancoulier ») Nom de plusieurs arbres d'origine asiatique, introduits et cultivés pour leurs graines oléagineuses..
19Aleurites fordii Hemsl.
20(Euphorbiaceae), le plus apprécié, cultivé en général en grand dans l'Itasy.
21Une huilerie spéciale traitait ses graines.
22Huile très siccative pour peintures, vernis, encres d'imprimeries, linoleums, etc.
23Plus rarement cultivé : Aleurites montanus (Lour.) E.H.
24Wilson (Euphorbiaceae) à huile moins siccative.. [Merina]
25Aleurites moluccanus (L.) Willd.
26(Euphorbiaceae) parfois planté comme arbre d'ornement.
27Huile moins siccative, devant subir un traitement industriel (standolies).. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  28 Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  29 bakoly, 30 biloka, 31 bokaly, 32 bolaky, 33 bolika, 34 kalibo, 35 kibola, 36 kobila

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08